<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Patrick J . RAKOTO RAMIARANTSOA</author>
<hymn_number>83</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 A a a Andriamanitra ô!
 Faly aho fa noforoninao
 Ny tany ,'zao rehetra izao
 Ary indrindra ny olombelona

[V2]
 Fitiavana, Fahasoavana
 Avy Aminao izany

[V3]
 O ô ô Jeso Tompo ô!
 Ianao no mampihavana
 Ny olona sy Andriamanitra
 Ianao Ilay Voahosotra

[V4]
 Fitiavana, Famonjena
 Avy Aminao izany.</lyrics>
<title>ANDRIAMANITRA O! ASAFA83</title>
</song>